Psalms 25:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ampahafantaro ny lalanao aho, TOMPO ô, ampianaro ny sitrakao aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Iaveh ô, ampahafantaro ny lalanao aho; ampianaro ny sakeli-dalanao aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
TOMPO ô, ampahafantaro ny lalanao aho ary ampianaro hiaina araka ny sitrakao.
Malagasy Bible 1865
Ampahafantaro ny lalanao aho, Jehovah ô; ampianaro ny sitrakao aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ampahafantaro ny lalanao aho, TOMPO ô, ampianaro ny sitrakao aho.
malagasy
Ampahafantaro ny lalanao aho, Jehovah ô; ampianaro ny sitrakao aho.