Psalms 25:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsarovy ny antranao sy ny indrafonao, TOMPO ô, fa efa hatrizay hatrizay ireny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsarovy ny famindram-ponao, ry Iaveh, sy ny hatsaram-ponao, fa mandrakizay ireny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsarovy, TOMPO ô, fa hatrizay hatrizay dia be indrafo sy be fitiavana Ianao.
Malagasy Bible 1865
Tsarovy ny antranao sy ny indrafonao, Jehovah ô, fa hatrizay hatrizay ireny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsarovy ny antranao sy ny indrafonao, TOMPO ô, fa efa hatrizay hatrizay ireny.
malagasy
Tsarovy ny antranao sy ny indrafonao, Jehovah ô, fa hatrizay hatrizay ireny.