Psalms 25:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsara sy mahitsy NY TOMPO, koa izany no anoroany lalana ny mpanota.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsara sy mahitsy fo i Iaveh; izany no anoroany lalana ny mpanota.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsara fo sy mahitsy tokoa ny Tompo ka ny mpanota toroany lalan-kaleha,
Malagasy Bible 1865
Tsara sy mahitsy Jehovah, ka izany no ampianarany ny mpanota ny lalana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsara sy mahitsy NY TOMPO, koa izany no anoroany lalana ny mpanota.
malagasy
Tsara sy mahitsy Jehovah, ka izany no ampianarany ny mpanota ny lalana.