Psalms 25:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mampandeha ny mpandefitra amin’ny fahamarinana Izy ary mampianatra ny mpandefitra ny lalany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mampizotra ny manetry tena amin’ny fahamarinana Izy, mampianatra ny manetry tena ny lalany Izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny ory tarihiny amin’ny hitsiny sady ampianariny ny sitrapony.
Malagasy Bible 1865
Mitarika ny mpandefitra amin'ny marina Izy, ary mampianatra ny mpandefitra ny lalany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mampandeha ny mpandefitra amin’ny fahamarinana Izy ary mampianatra ny mpandefitra ny lalany.
malagasy
Mitarika ny mpandefitra amin'ny marina Izy, ary mampianatra ny mpandefitra ny lalany.