Psalms 26:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
izay misy fitaka eny an-tanany ary feno kolikoly ny tanany havanana!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa ny tanan’ireny misy heloka ary ny tanany ankavanana feno kolikoly.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia ireo mivimbina ody ratsy an-tanan’ila ary ny ilany indray feno tsolotra noraisina.
Malagasy Bible 1865
Izay misy fitaka eny an-tànany, ary feno kolikoly ny tànany ankavanana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
izay misy fitaka eny an-tanany ary feno kolikoly ny tanany havanana!
malagasy
Izay misy fitaka eny an-tànany, ary feno kolikoly ny tànany ankavanana.