Psalms 26:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa izaho dia mandeha amin’ny tsy fananako tsiny; avoty aho ary amindrao fo!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa izaho kosa mandeha amin’ny tsy fananako tsiny; afaho sy amindrao fo aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa izaho kosa dia madio fiaina; koa afaho sy iantrao aho.
Malagasy Bible 1865
Fa izaho kosa dia mandeha amin'ny fahamarinako; avoty sy amindrao fo aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa izaho dia mandeha amin’ny tsy fananako tsiny; avoty aho ary amindrao fo!
malagasy
Fa izaho kosa dia mandeha amin'ny fahamarinako; avoty sy amindrao fo aho.Ny tongotro mijoro eo amin'ny tany marina; eo am-piangonana no isaorako an'i Jehovah.