Psalms 26:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mijoro mahitsy amin’ny tongotro aho; ao amin’ny fiangonana no isaorako NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tafapetraka amin’ny tany marina ny tongotro; hisaotra an’i Iaveh ao am-piangonana aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Lala-mahitsy no ijoroan’ny tongotro; ka isaky ny miangona aho, dia hisaotra ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Ny tongotro mijoro eo amin'ny tany marina; eo am-piangonana no isaorako an'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mijoro mahitsy amin’ny tongotro aho; ao amin’ny fiangonana no isaorako NY TOMPO.
malagasy
Ny tongotro mijoro eo amin'ny tany marina; eo am-piangonana no isaorako an'i Jehovah.