Psalms 26:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa ny famindramponao no eo anoloan’ny masoko; mandeha amin’ny fahamarinanao aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ny famindram-ponao no eo anoloan’ny masoko, ary mandeha amin’ny fahamarinana aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ifantohan’ny masoko ny fitiavanao; ary ny fahamarinanao no arahiko.
Malagasy Bible 1865
Fa ny famindram-ponao no eo anoloan'ny masoko; ary mandeha amin'ny fahamarinanao aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa ny famindramponao no eo anoloan’ny masoko; mandeha amin’ny fahamarinanao aho.
malagasy
Fa ny famindram-ponao no eo anoloan'ny masoko; ary mandeha amin'ny fahamarinanao aho.