Psalms 26:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy mba miara-mipetraka amin’ny olon-dratsy aho na manan-draharaha amin’ny olom-petsy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy mba miara-mipetraka amin’ny olona fandainga aho; tsy miara-mandeha amin’ny olona manao an-kifonofono;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy niray tsikombakomba tamin’ny mpisoloky aho na niara-dia tamin’ny mpihatsaravelatsihy;
Malagasy Bible 1865
Tsy mba miara-mipetraka amin'ny olon-dratsy aho, na manan-draharaha amin'ny olom-petsy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy mba miara-mipetraka amin’ny olon-dratsy aho na manan-draharaha amin’ny olom-petsy;
malagasy
Tsy mba miara-mipetraka amin'ny olon-dratsy aho, na manan-draharaha amin'ny olom-petsy.