Psalms 26:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
halako ny fivorian’ny mpanao ratsy ary tsy miara-mipetraka amin’ny ratsy fanahy aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
hàlako ny fivorian’izay manao ratsy, tsy mipetraka hitsara miaraka amin’ny ratsy fanahy aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
fa halako ny fikambanan’ny olon-dratsy ary ihatahako lavitra ny olo-meloka.
Malagasy Bible 1865
Halako ny fiangonan'ny mpanao ratsy; ary tsy miara-mipetraka amin'ny ratsy fanahy aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
halako ny fivorian’ny mpanao ratsy ary tsy miara-mipetraka amin’ny ratsy fanahy aho.
malagasy
Halako ny fiangonan'ny mpanao ratsy; ary tsy miara-mipetraka amin'ny ratsy fanahy aho.