Psalms 26:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manasa ny tanako amin’ny tsy fananako tsiny aho ka hanodidina ny alitaranao
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manasa ny tanako amin’ny tsy fananan-tsiny aho, ary manodidina ny ôtelinao aho, ry Iaveh,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hanasa tanana aho satria tsy manan-tsiny. TOMPO ô, hanodidina ny alitaranao aho
Malagasy Bible 1865
Manasa ny tanako noho ny fahamarinako aho, ka te-hitoetra eo akaikin'ny alitaranao, Jehovah ô,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manasa ny tanako amin’ny tsy fananako tsiny aho ka hanodidina ny alitaranao
malagasy
Manasa ny tanako noho ny fahamarinako aho, ka te-hitoetra eo akaikin'ny alitaranao, Jehovah ô,