Psalms 26:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mba hanandratra feo fiderana, TOMPO ô, sady hilaza ny asanao mahagaga rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mba handefa feo fiderana ary hitantara ny asanao mahagaga rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka hiredona hira fisaorana Anao sady hitantara ny asanao mahagaga rehetra.
Malagasy Bible 1865
Mba hanao feo fiderana, ka hilaza ny asanao mahagaga rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mba hanandratra feo fiderana, TOMPO ô, sady hilaza ny asanao mahagaga rehetra.
malagasy
Mba hanao feo fiderana, ka hilaza ny asanao mahagaga rehetra.