Psalms 26:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
TOMPO ô, tiako ny trano itoeranao, dia ny fonenan’ny voninahitrao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tiako ny mitoetra ao an-tranonao, ry Iaveh ô, dia ny fitoerana ipetrahan’ny voninahitrao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
TOMPO ô, tiako ny trano onenanao, dia ny toerana ipetrahan’ny voninahitrao.
Malagasy Bible 1865
Jehovah ô, tiako ny trano itoeranao, dia ny fonenan'ny voninahitrao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
TOMPO ô, tiako ny trano itoeranao, dia ny fonenan’ny voninahitrao.
malagasy
Jehovah ô, tiako ny trano itoeranao, dia ny fonenan'ny voninahitrao.