Psalms 26:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza entinao miaraka amin’ny mpanota aho, na ny aiko miaraka amin’ny mpandatsa-dra
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka ny fanahiko tsy halainao miaraka amin’ny an’ny mpanota, ary ny aiko miaraka amin’ny an’ny olona mpandatsa-dra,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza aringana miaraka amin’ny mpanota aho; ny aiko, aza esorina toy ny an’ny mpamono olona,
Malagasy Bible 1865
Aza mitondra ny fanahiko hiara-maty amin'ny mpanota, na ny aiko amin'ny mpandatsa-drà,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza entinao miaraka amin’ny mpanota aho, na ny aiko miaraka amin’ny mpandatsa-dra
malagasy
Aza mitondra ny fanahiko hiara-maty amin'ny mpanota, na ny aiko amin'ny mpandatsa-drà,