Psalms 27:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Efa nahafoy ahy ny ray aman-dreniko nefa mandray ahy kosa NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ny ray aman-dreniko efa nahafoy ahy; fa i Iaveh kosa handray ahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha nandao ahy ny ray aman-dreniko, Ianao kosa, TOMPO ô, no nandray ahy.
Malagasy Bible 1865
Fa ny raiko aman-dreniko efa nahafoy ahy; fa Jehovah kosa no mandray ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Efa nahafoy ahy ny ray aman-dreniko nefa mandray ahy kosa NY TOMPO.
malagasy
Fa ny raiko aman-dreniko efa nahafoy ahy; fa Jehovah kosa no mandray ahy. [Na: Fa na dia mahafoy ahy aza ny ray aman-dreniko, dia ho-raisin'i Jehovah aho]