Psalms 27:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ampianaro ny lalanao aho, TOMPO ô; tariho amin’ny lalana tokony halehako aho noho ny fahavaloko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tompo ô, ampianaro ny lalanao aho; tariho amin’ny lalana marina aho; noho ny amin’ireo mitsikilo ahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
TOMPO ô, asehoy ahy ny lalana soritanao; noho ny amin’ireo fahavaloko, dia tariho amin’ny lala-mahitsy aho.
Malagasy Bible 1865
Ampianaro ny lalanao aho, Jehovah ô; ary tariho amin'ny lalana marina aho noho ny fahavaloko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ampianaro ny lalanao aho, TOMPO ô; tariho amin’ny lalana tokony halehako aho noho ny fahavaloko.
malagasy
Ampianaro ny lalanao aho, Jehovah ô; ary tariho amin'ny lalana marina aho noho ny fahavaloko.