Psalms 27:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza manolotra ahy ho amin’ny sitrapon’ny mpampahory ahy fa mitsangana hiampanga ahy ny vavolombelona mandainga izay mifofo loza.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza manolotra ahy amin’ny haromotan’ireo mpanohitra ahy; fa vavolombelona mandainga no mitsangan-kiampanga ahy; olona tsy mihevitra afa-tsy ny fanaovana an-keriny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza avela hanaram-po amiko ireo mpandrafy ahy, fa vavolombelona mandainga no mitsangan-kamely sy mifofofofo erỳ mba hiampanga ahy.
Malagasy Bible 1865
Aza manolotra ahy ho amin'ny sitrapon'ny mpampahory ahy; fa vavolombelona mandainga sy izay mifofofofo loza no mitsangana hiampanga ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza manolotra ahy ho amin’ny sitrapon’ny mpampahory ahy fa mitsangana hiampanga ahy ny vavolombelona mandainga izay mifofo loza.
malagasy
Aza manolotra ahy ho amin'ny sitrapon'ny mpampahory ahy; fa vavolombelona mandainga sy izay mifofofofo loza no mitsangana hiampanga ahy.