Psalms 27:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha izay re aho no tsy nanantena hahita ny fahasoavan’NY TOMPO amin’ny tanin’ny velona!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Endrey, raha izay re aho no tsy matoky hahita ny hatsaram-pon’i Iaveh, any amin’ny tanin’ny velona!...
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Inona ny amiko raha tsy natoky aho fa hahita ny hatsarampon’ny TOMPO eto amin’ity tany iainantsika ity?
Malagasy Bible 1865
Raha izay re aho no tsy nanantena hahita ny fahasoavan'i Jehovah amin'ny tanin'ny velona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha izay re aho no tsy nanantena hahita ny fahasoavan’NY TOMPO amin’ny tanin’ny velona!
malagasy
Raha izay re aho no tsy nanantena hahita ny fahasoavan'i Jehovah amin'ny tanin'ny velona.Miandrasa an'i Jehovah ianao; matokia, ary aoka hahery ny fonao; eny, miandrasa an'i Jehovah.