Psalms 27:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha manatona ahy mba hihinana ny nofoko ny ratsy fanahy izay fahavaloko sy rafiko dia izy tenany ihany no tafintohina ka lavo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha nandroso ny ratsy fanahy hamely ahy, ka hihinana ny nofoko; raha nandroso ny rafy lahiko amam-pahavaloko; dia izy ireo ihany no nangozohozo, ka lavo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha manatona kosa ny olon-dratsy toy ny biby masiaka hamely ahy, dia ireo fahavalo mandrafy ahy ireo no ho lavo hitsikasina amin’ny tany.
Malagasy Bible 1865
Raha manatona ahy hihinana ny nofoko ny ratsy fanahy, izay fahavaloko sy rafilahiko, dia izy ihany no tafintohina ka lavo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha manatona ahy mba hihinana ny nofoko ny ratsy fanahy izay fahavaloko sy rafiko dia izy tenany ihany no tafintohina ka lavo.
malagasy
Raha manatona ahy hihinana ny nofoko ny ratsy fanahy, izay fahavaloko sy rafilahiko, dia izy ihany no tafintohina ka lavo.