Psalms 27:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hanafina ahy ao an-trano fialofany Izy amin’ny andro fahoriana; hampiery ahy ao amin’ny fierena ao an-dainy Izy; hanandratra ahy ho eny ambony vatolampy Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoalofany ao amin’ny fonenany aho amin’ny andron’ny fahoriana; hanafina ahy amin’ny fiafenana ao an-dainy Izy, hampitoetra ahy eo ambony vatolampy Izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa raha tonga ny andro mahory, dia hafeniny ao an’efitra fialofany aho sy hampiereny tokoa ao an-dainy; eny, hasandrany ambony vatolampy aho.
Malagasy Bible 1865
Fa hanafina ahy ao an-trano fialofany amin'ny andro fahoriana Izy; hampiery ahy amin'ny fierena ao an-dainy Izy; hanandratra ahy ho eny ambony vatolampy Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hanafina ahy ao an-trano fialofany Izy amin’ny andro fahoriana; hampiery ahy ao amin’ny fierena ao an-dainy Izy; hanandratra ahy ho eny ambony vatolampy Izy.
malagasy
Fa hanafina ahy ao an-trano fialofany amin'ny andro fahoriana Izy; hampiery ahy amin'ny fierena ao an-dainy Izy; hanandratra ahy ho eny ambony vatolampy Izy.