Psalms 27:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa ankehitriny dia hisandratra ho ambonin’ny fahavaloko manodidina ahy ny lohako ka hanolotra fanatitra hihobiana ao an-dainy aho; hihira sy hankalaza NY TOMPO aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amin’izany ny lohako hisandratra ambonin’ny fahavalo, izay manodidina ahy. Ao amin’ny tabernaklany aho hanatitra sorom-pisaorana. Hihira sy hanao hiram-piderana an’i Iaveh aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’izay aho dia ho voasandrany tokoa ho ambonin’ireo fahavalo manodidina ahy; ka hanolotra sorom -pihobiana ao an-dainy sady hihira salamo hankalazana ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Koa dia hisandratra ambonin'ny fahavaloko manodidina ahy ny lohako, ka hanatitra fanatitra hihobiana ao an-dainy aho; hihira sy hankalaza an'i Jehovah aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa ankehitriny dia hisandratra ho ambonin’ny fahavaloko manodidina ahy ny lohako ka hanolotra fanatitra hihobiana ao an-dainy aho; hihira sy hankalaza NY TOMPO aho.
malagasy
Koa dia hisandratra ambonin'ny fahavaloko manodidina ahy ny lohako, ka hanatitra fanatitra hihobiana ao an-dainy aho; hihira sy hankalaza an'i Jehovah aho.