Psalms 27:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mihainoa, TOMPO ô, fa mitaraina mafy aho; mamindrà fo amiko ka valio aho!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ry Iaveh ô, henoy ny feoko fa miantso Anao aho, mamindrà fo amiko, ekeo ny hatako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
TOMPO ô, mba henoy ny feoko raha miantso vonjy aminao, ary iantrao aho ka valio.
Malagasy Bible 1865
Mihainoa, Jehovah ô, fa mitaraina mafy aho; ary mamindrà fo amiko, ka valio aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mihainoa, TOMPO ô, fa mitaraina mafy aho; mamindrà fo amiko ka valio aho!
malagasy
Mihainoa, Jehovah ô, fa mitaraina mafy aho; ary mamindrà fo amiko, ka valio aho.