Psalms 27:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza manafina ny tavanao amiko, aza mandroaka ny mpanomponao an-katezerana! Ianao no famonjena ahy, aza manary na mahafoy ahy, ry Andriamanitry ny famonjena ahy!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza afeninao amiko ny Tavanao; aza roahina an-katezerana ny mpanomponao; Ianao no famonjena ahy, ka aza mahafoy ahy; aza ilaozanao aho, ry Andriamanitry ny famonjena ahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa aza mihodina amiko Ianao, aza mandroaka ahy an-katezerana, fa Ianao no efa namonjy ahy. Aza arianao aho ary aza ilaozanao, fa Ianao no Andriamanitra mpamonjy ahy.
Malagasy Bible 1865
Aza manafina ny tavanao amiko, aza mandroaka ny mpanomponao an-katezerana; efa famonjena ahy Hianao; aza manary na mahafoy ahy, ry Andriamanitry ny famonjena ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza manafina ny tavanao amiko, aza mandroaka ny mpanomponao an-katezerana! Ianao no famonjena ahy, aza manary na mahafoy ahy, ry Andriamanitry ny famonjena ahy!
malagasy
Aza manafina ny tavanao amiko, aza mandroaka ny mpanomponao an-katezerana; efa famonjena ahy Hianao; aza manary na mahafoy ahy, ry Andriamanitry ny famonjena ahy.