Psalms 28:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mihainoa ny feon’ny fifonako rehefa mitaraina Aminao aho ka manandratra ny tanako ho amin’ny fitoeranao ao amin’ny Masina Indrindra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Henoy ny feon’ny fifonako, raha mitaraina aminao aho; raha manandratra ny tanako, mankany amin’ny fitoerana masinao aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa henoy àry izany fitalahoako, rehefa miantso vonjy aminao aho ka manandra-tanana hivavaka mitodika amin’ny Toeramasinao.
Malagasy Bible 1865
Mihainoa ny feon'ny fifonako, raha mitaraina aminao aho, raha manandratra ny tanako ho amin'ny fitoeranao masina indrindra aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mihainoa ny feon’ny fifonako rehefa mitaraina Aminao aho ka manandratra ny tanako ho amin’ny fitoeranao ao amin’ny Masina Indrindra.
malagasy
Mihainoa ny feon'ny fifonako, raha mitaraina aminao aho, raha manandratra ny tanako ho amin'ny fitoeranao masina indrindra aho.