Psalms 28:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza atao indray manakipaka amin’ny ratsy fanahy sy ny mpanao heloka aho fa ireny dia milaza fihavanana amin’ny namany, kanjo ratsy no ao am-pony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza atao indray mandripaka amin’ny ratsy fanahy aho, amin’ireo mpamorona heloka, izay miresaka fihavanana amin’ny namany, kanjo hasomparana no ao am-pony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka aho tsy hailikao tahaka ny olon-dratsy, dia ireo olona efa zatra manao heloka; fihavanana no resahiny amin’ny namany, kanjo fandozàna no mameno ny fony.
Malagasy Bible 1865
Aza atao indray manakipaka amin'ny ratsy fanahy sy ny mpanao meloka aho, fa ireny dia milaza fihavanana amin'ny namany, kanjo ratsy no ao am-pony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza atao indray manakipaka amin’ny ratsy fanahy sy ny mpanao heloka aho fa ireny dia milaza fihavanana amin’ny namany, kanjo ratsy no ao am-pony.
malagasy
Aza atao indray manakipaka amin'ny ratsy fanahy sy ny mpanao meloka aho, fa ireny dia milaza fihavanana amin'ny namany, kanjo ratsy no ao am-pony.