Psalms 28:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Manomeza azy araka ny asany sy ny faharatsian’ny ataony; eny, manomeza azy araka ny asan’ny tanany, valio araka izay mendrika azy izy!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Valio araka ny asany ireny, sy araka ny haratsian’ny asa nataony; valio araka ny vitan’ny tanany izy; omeo azy ny tamby tandrify azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Valio araka ny asany tokoa ireny sy araka ny haratsian’izay nataony; eny, valio araka izay zava-bitany izy ka ny nataony no atsingereno aminy.
Malagasy Bible 1865
Manomeza azy araka ny asany sy ny faharatsian'ny ataony; eny, manomeza azy araka ny vitan'ny tànany, valio izy araka izay iendrehany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Manomeza azy araka ny asany sy ny faharatsian’ny ataony; eny, manomeza azy araka ny asan’ny tanany, valio araka izay mendrika azy izy!
malagasy
Manomeza azy araka ny asany sy ny faharatsian'ny ataony; eny, manomeza azy araka ny vitan'ny tànany, valio izy araka izay iendrehany.