Psalms 28:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Satria tsy mihevitra ny asan’NY TOMPO izy na ny asan’ny tanany dia aoka horavan’NY TOMPO izy fa tsy haoriny!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa tsy tandreman’ny sainy ny asan’i Iaveh, dia ny asan-tanany: ka horavany kosa fa tsy haorina izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy nahoany ny asan’ny TOMPO mbamin’izay zavatra vitany. Koa horavan’ny Tompo anie ireo ary tsy havelany hijoro intsony!
Malagasy Bible 1865
Fa tsy mihevitra ny asan'i Jehovah, na ny vitan'ny tànany, izy, dia horavan'i Jehovah izy, fa tsy haoriny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Satria tsy mihevitra ny asan’NY TOMPO izy na ny asan’ny tanany dia aoka horavan’NY TOMPO izy fa tsy haoriny!
malagasy
Fa tsy mihevitra ny asan'i Jehovah, na ny vitan'ny tànany, izy, dia horavan'i Jehovah izy, fa tsy haoriny.