Psalms 28:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Isaorana anie NY TOMPO! Fa efa nihaino ny feon’ny fifonako Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hisaorana anie i Iaveh, fa nihaino ny feon’ny fifonako Izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hisaorana anie ny TOMPO fa nohenoiny ny fitalahoako!
Malagasy Bible 1865
Isaorana anie Jehovah, fa efa nihaino ny feon'ny fifonako Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Isaorana anie NY TOMPO! Fa efa nihaino ny feon’ny fifonako Izy.
malagasy
Isaorana anie Jehovah, fa efa nihaino ny feon'ny fifonako Izy.