Psalms 28:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
NY TOMPO no heriny, Izy no fiarovana mafy hamonjena ny Voahosony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Iaveh no herin’ny vahoakany, mandam-pamonjena ho an’ny nohosorany Izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny TOMPO no miaro ny vahoakany; Izy koa no manda famonjena ho an’ilay mpanjaka nohosorany.
Malagasy Bible 1865
Jehovah no heriny, ary Izy no fiarovana mafy hamonjena ny voahosony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
NY TOMPO no heriny, Izy no fiarovana mafy hamonjena ny Voahosony.
malagasy
Jehovah no heriny, ary Izy no fiarovana mafy hamonjena ny voahosony.Vonjeo ny olonao, ary tahio ny lovanao; andraso izy, ka tezao mandrakizay.[Heb: ento]