Psalms 28:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Vonjeo ny olonao ary tahio ny lovanao! Andraso izy ka ento hatramin’ny mandrakizay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Vonjeo ny olonao, ary tahio ny lovanao! Ianao anie no ho mpiandry azy sy hitondra azy mandrakizay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tompo ô, mba vonjeo sy tahio ity vahoakanao sady lovanao; ka meteza re Ianao ho mpiandry azy sy ho mpitandrina azy mandrakizay.
Malagasy Bible 1865
Vonjeo ny olonao, ary tahio ny lovanao; andraso izy, ka tezao mandrakizay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Vonjeo ny olonao ary tahio ny lovanao! Andraso izy ka ento hatramin’ny mandrakizay.
malagasy
Vonjeo ny olonao, ary tahio ny lovanao; andraso izy, ka tezao mandrakizay.[Heb: ento]