Psalms 29:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Omeo NY TOMPO, ry zanak’Andriamanitra; eny, omeo voninahitra sy hery NY TOMPO!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Salamon’i Davida. Manomeza an’i Iaveh, ry zanak’Andriamanitra, manomeza voninahitra sy fahefana ho an’i Iaveh!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Salamo nataon’i Davida. Ianareo anjely, tolory haja ny TOMPO, eny, tolory haja IZY fa be voninahitra sy hery;
Malagasy Bible 1865
Salamo nataon'i Davida. Manomeza an'i Jehovah, ry zanak'Andriamanitra, eny, manomeza voninahitra sy hery ho an'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Omeo NY TOMPO, ry zanak’Andriamanitra; eny, omeo voninahitra sy hery NY TOMPO!
malagasy
[Fiderana an'Andriamanitra noho ny heriny sy ny fiandrianany izay miseho amin'ny kotrokorana] Salamo nataon'i Davida. Manomeza an'i Jehovah, ry zanak'Andriamanitra, eny, manomeza voninahitra sy hery ho an'i Jehovah.