Psalms 29:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
NY TOMPO nipetraka teo ambonin’ny safodrano; eny, NY TOMPO mipetraka ho Mpanjaka mandrakizay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amin’ny safodrano dia mipetraka ao ambonin’ny fiketrahany i Iaveh, mipetraka ao amin’ny fiketrahany ho mpanjaka mandrakizay i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny TOMPO no mitoetra ho mpifehy na dia ny rano tsy hita faritra aza; mitoetra ho mpanjaka mandrakizay IZY.
Malagasy Bible 1865
Jehovah nipetraka teo ambonin'ny safo-drano; eny, Jehovah mipetraka ho Mpanjaka mandrakizay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
NY TOMPO nipetraka teo ambonin’ny safodrano; eny, NY TOMPO mipetraka ho Mpanjaka mandrakizay.
malagasy
Jehovah nipetraka teo ambonin'ny safo-drano; eny, Jehovah mipetraka ho Mpanjaka mandrakizay.Jehovah hanome hery ny olony; Jehovah hitahy ny olony amin'ny fiadanana.