Psalms 29:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
NY TOMPO hanome hery ny olony; NY TOMPO hitahy ny olony amin’ny fiadanana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hanome hery ny vahoakany i Iaveh: hanambina ny vahoakany, amin’ny fanomezam-piadanana azy i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Homen’ny TOMPO hery anie ny vahoakany ka dia hotahîny hombam-piadanana!
Malagasy Bible 1865
Jehovah hanome hery ny olony; Jehovah hitahy ny olony amin'ny fiadanana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
NY TOMPO hanome hery ny olony; NY TOMPO hitahy ny olony amin’ny fiadanana.
malagasy
Jehovah hanome hery ny olony; Jehovah hitahy ny olony amin'ny fiadanana.