Psalms 29:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Omeo NY TOMPO ny voninahitry ny anarany! Miankohofa eo anatrehan’NY TOMPO amin’ny fihaingoana masina!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Omeo an’i Iaveh, ny voninahitry ny Anarany. Mitsaoha an’i Iaveh amin’ny fanamiana masina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Atolory AZY ny voninahitry ny anarany, ka dia miankohofa eo anatrehan’ny TOMPO rehefa miseho ny fahamasinany.
Malagasy Bible 1865
Omeo an'i Jehovah ny voninahitry ny anarany; miankohofa eo anatrehan'i Jehovah amin'ny fihaingoana masina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Omeo NY TOMPO ny voninahitry ny anarany! Miankohofa eo anatrehan’NY TOMPO amin’ny fihaingoana masina!
malagasy
Omeo an'i Jehovah ny voninahitry ny anarany; miankohofa eo anatrehan'i Jehovah amin'ny fihaingoana masina.