Psalms 29:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny feon’NY TOMPO dia be hery; ny feon’NY TOMPO dia be voninahitra;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mafy ny feon’i Iaveh; be voninahitra ny feon’i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Midoboka mafy ny feon’ny TOMPO, satria heni-pahefana sy be fiandrianana IZY.
Malagasy Bible 1865
Ny feon'i Jehovah be hery; Ny feon'i Jehovah be voninahitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny feon’NY TOMPO dia be hery; ny feon’NY TOMPO dia be voninahitra;
malagasy
Ny feon'i Jehovah be hery; Ny feon'i Jehovah be voninahitra.