Psalms 29:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny feon’NY TOMPO dia manorotoro ny hazo sedera; eny, NY TOMPO manorotoro ny hazo sedera any Libanona;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Manorotoro ny sedera ny feon’i Iaveh; manorotoro ny sedera any Libàna i Iaveh;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mandripaka hazo sedera ny feon’ny TOMPO: eny, ripaky ny TOMPO ireo sederan’i Libano.
Malagasy Bible 1865
Ny feon'i Jehovah manorotoro ny hazo sedera; eny, Jehovah manorotoro ny hazo sedera any Libanona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny feon’NY TOMPO dia manorotoro ny hazo sedera; eny, NY TOMPO manorotoro ny hazo sedera any Libanona;
malagasy
Ny feon'i Jehovah manorotoro ny hazo sedera; eny, Jehovah manorotoro ny hazo sedera any Libanona.