Psalms 29:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mampitsambikina an’i Libanona tahaka ny zanak’omby Izy ary i Siriona tahaka ny zanaky ny ombimanga.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mampitsambikina azy ireo tahaka ny vantotr’ombalahy Izy, ka mova tsy ny zanak’ombimanga, i Libàna sy i Siriôna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ampitroariny toa zanak’omby ny tendrombohitr’i Libano; ampitroariny toa vantotr’ombimanga ny tendrombohitr’i Hermôna.
Malagasy Bible 1865
Dia mampitsambikina azy tahaka ny zanak'omby Izy, Libanona sy Siriona dia tahaka ny zanaky ny ombimanga.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mampitsambikina an’i Libanona tahaka ny zanak’omby Izy ary i Siriona tahaka ny zanaky ny ombimanga.
malagasy
Dia mampitsambikina azy tahaka ny zanak'omby Izy, Libanona sy Siriona dia tahaka ny zanaky ny ombimanga.