Psalms 29:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny feon’NY TOMPO dia mampisaraka ny lelafo;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mampitselatra lelafo ny feon’i Iaveh,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mampitselaka ny tselatra ny feon’ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Ny feon'i Jehovah mampisaraka ny lelafo;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny feon’NY TOMPO dia mampisaraka ny lelafo;
malagasy
Ny feon'i Jehovah mampisaraka ny lelafo;