Psalms 29:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny feon’NY TOMPO dia mampihorohoro ny tany efitra; NY TOMPO mampihorohoro ny tany efitr’i Kadesy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mampihorohoro ny efitra ny feon’i Iaveh, mampihorohoro ny efitr’i Kadesa i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mampihovotra ny taniefitra ny feon’ny TOMPO; eny, ny TOMPO no mampihovotra ny taniefitr’i Kedesa.
Malagasy Bible 1865
Ny feon'i Jehovah mampihorohoro ny efitra; Jehovah mampihorohoro ny efitr'i Kadesy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny feon’NY TOMPO dia mampihorohoro ny tany efitra; NY TOMPO mampihorohoro ny tany efitr’i Kadesy.
malagasy
Ny feon'i Jehovah mampihorohoro ny efitra; Jehovah mampihorohoro ny efitr'i Kadesy.