Psalms 29:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny feon’NY TOMPO dia mampiteraka ny dieravavy ary mivaofy ny ala be. Ary ny ao an-tempoliny dia samy miteny hoe: Voninahitra e!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mampiteraka ny serfa vavy ny feon’i Iaveh, sady mampihintsan-dravina ny ala be; ary ao an-tempoliny ny zava-drehetra samy milaza hoe: «Voninahitra!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mampangovitra ny ôaka ny feon’ny TOMPO ary mampihintsan-dravina ny ala be. Ny ao an-dapan’ny Tompo samy manao hoe: «Voninahitra anie ho an’Andriamanitra!»
Malagasy Bible 1865
Ny feon'i Jehovah mampiteraka ny dieravavy, ary mivofy ny ala be; ary ny ao an-tempoliny samy manao hoe: Voninahitra e!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny feon’NY TOMPO dia mampiteraka ny dieravavy ary mivaofy ny ala be. Ary ny ao an-tempoliny dia samy miteny hoe: Voninahitra e!
malagasy
Ny feon'i Jehovah mampiteraka ny dieravavy, ary mivofy ny ala be; ary ny ao an-tempoliny samy manao hoe: Voninahitra e!