Psalms 3:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
TOMPO ô, akory izato hamaroan’ny mampahory ahy, maro no mitsangana hanohitra ahy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tononkiran’i Davida; fony izy nandositra teo anatrehan’i Absalôma zanany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Salamo nataon’i Davida, fony izy nandositra an’i Absalôma zanany lahy.
Malagasy Bible 1865
Salamo nataon'i Davida, fony izy nandositra an'i Absaloma zanany. Jehovah ô, akory izato hamaroan'ny mampahory ahy! Maro no mitsangana hanohitra ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
TOMPO ô, akory izato hamaroan’ny mampahory ahy, maro no mitsangana hanohitra ahy,
malagasy
[Ny fahatokian'izay manana an'Andriamanitra ho Mpiaro. na dia be aza ny fahavalony] Salamo nataon'i Davida, fony izy nandositra an'i Absaloma zanany. Jehovah ô, akory izato hamaroan'ny mampahory ahy! Maro no mitsangana hanohitra ahy.