Psalms 3:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
maro no milaza momba ahy hoe: Tsy misy famonjena ho azy ao amin’Andriamanitra!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ry Iaveh ô, akory izato hamaroan’ny fahavaloko! Endrey ity habetsahan’ireo mitsangan-kamely ahy!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
TOMPO ô, akory ity hamaroan’ny fahavaloko! Maro loatra ny olona mitsangan-kanohitra ahy;
Malagasy Bible 1865
Maro no milaza ny fanahiko hoe: tsy manam-pamonjena amin'Andriamanitra izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
maro no milaza momba ahy hoe: Tsy misy famonjena ho azy ao amin’Andriamanitra!
malagasy
Maro no milaza ny fanahiko hoe: tsy manam-pamonjena amin'Andriamanitra izy.