Psalms 3:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Miantso NY TOMPO aho ary mamaly ahy avy ao amin’ny an-tendrombohiny masina Izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Kanefa, ry Iaveh, Ianao no ampingako; Ianao no voninahitro sy manandratra ny lohako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nefa Ianao, TOMPO ô, no ampinga miaro ahy; Ianao no voninahitro sy mampitraka ahy.
Malagasy Bible 1865
Amin'ny feoko no iantsoako an'i Jehovah, ary any an-tendrombohiny masina no mamaly ahy Izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Miantso NY TOMPO aho ary mamaly ahy avy ao amin’ny an-tendrombohiny masina Izy.
malagasy
Amin'ny feoko no iantsoako an'i Jehovah, ary any an-tendrombohiny masina no mamaly ahy Izy.