Psalms 3:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nandry aho ka natory ary nifoha aho satria NY TOMPO no manohana ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Miantso an’i Iaveh amin’ny feoko aho, dia mamaly ahy any an-tendrombohiny masina Izy. - Selà
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha miantso vonjy amin’ny TOMPO aho, dia valiany avy ao an-tendrombohiny masina. Fiatoana
Malagasy Bible 1865
Izaho nandry ka natory; nifoha aho, satria Jehovah no manohana ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nandry aho ka natory ary nifoha aho satria NY TOMPO no manohana ahy.
malagasy
Izaho nandry ka natory; nifoha aho, satria Jehovah no manohana ahy.