Psalms 3:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy hatahotra olona alinalina izay milahatra manodidina hamely ahy aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nandry aho dia natory; nifoha indray aho, fa i Iaveh no tohako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Matory aho ka renoka, dia mifoha, satria ny TOMPO no manohana ahy.
Malagasy Bible 1865
Tsy hatahotra olona alinalina aho, izay milahatra manodidina hamely ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy hatahotra olona alinalina izay milahatra manodidina hamely ahy aho.
malagasy
Tsy hatahotra olona alinalina aho, izay milahatra manodidina hamely ahy.