Psalms 3:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mitsangàna, TOMPO ô! Vonjeo aho, Andriamanitro ô! Mamely ny takolaky ny fahavaloko rehetra Ianao, manapotika ny nifin’ny ratsy fanahy Ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy matahotra aho, eo anoloan’ny vahoaka tsy tambo isaina, izay mivangongo manodidina ahy hatraiza hatraiza.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy atahorako ny olona alinalina izay manemitra mba hamely ahy.
Malagasy Bible 1865
Mitsangàna, Jehovah ô; vonjeo aho, Andriamanitro ô; fa efa namely ny takolaky ny fahavaloko rehetra Hianao; ny nifin'ny ratsy fanahy novakivakinao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mitsangàna, TOMPO ô! Vonjeo aho, Andriamanitro ô! Mamely ny takolaky ny fahavaloko rehetra Ianao, manapotika ny nifin’ny ratsy fanahy Ianao.
malagasy
Mitsangàna, Jehovah ô; vonjeo aho, Andriamanitro ô; fa efa namely ny takolaky ny fahavaloko rehetra Hianao; ny nifin'ny ratsy fanahy novakivakinao.An'i Jehovah ny famonjena; Ho amin'ny olonao anie ny fitahianao.[Na: Ho amin'ny olonao ny fitahianao]