Psalms 3:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
An’NY TOMPO ny famonjena. Ho amin’ny olonao anie ny fitahianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mitsangàna, ry Iaveh ô! Vonjeo aho, ry Andriamanitro! Fa Ianao no mamely ny takolaky ny fahavaloko rehetra; Ianao no manorotoro ny nifin’ny ratsy fanahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ry TOMPO Andriamanitro ô, midira an-tsehatra hamonjy ahy. Hasianao tehamaina ny fahavaloko rehetra, ka dia raraka ny nifin’ireo olon-dratsy.
Malagasy Bible 1865
An'i Jehovah ny famonjena; Ho amin'ny olonao anie ny fitahianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
An’NY TOMPO ny famonjena. Ho amin’ny olonao anie ny fitahianao.
malagasy
An'i Jehovah ny famonjena; Ho amin'ny olonao anie ny fitahianao.[Na: Ho amin'ny olonao ny fitahianao]