Psalms 3:9 — Compare Translations

2 translations compared side by side

Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
An’i Iaveh ny famonjena! Ho amin’ny vahoakanao anie ny fanambinanao! - Selà
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
TOMPO ô, Ianao no hany afaka mamonjy. Ho amin’ny vahoakanao anie ny fitahianao! Fiatoana