Psalms 30:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hanandratra Anao aho, TOMPO ô, fa nanintona ahy niakatra Ianao; tsy navelanao hifalian’ny fahavaloko aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Salamo. Hira amin’ny fitokanana ny trano. Nataon’i Davida.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Salamo nataon’i Davida. Hira tamin’ny fitokanana ny lapany.
Malagasy Bible 1865
Salamo. Fihirana tamin'ny nitokanana ny trano. Nataon'i Davida. Hanandratra Anao aho, Jehovah ô; fa nanintona ahy niakatra Hianao, ka tsy nataonao ho fifalian'ny fahavaloko aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hanandratra Anao aho, TOMPO ô, fa nanintona ahy niakatra Ianao; tsy navelanao hifalian’ny fahavaloko aho.
malagasy
[Fisaorana nataon'izay narary mafy noho ny namonjen'Andriamanitra ny ainy] Salamo. Fihirana tamin'ny nitokanana ny trano. Nataon'i Davida. Hanandratra Anao aho, Jehovah ô; fa nanintona ahy niakatra Hianao, ka tsy nataonao ho fifalian'ny fahavaloko aho.