Psalms 30:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mihainoa, TOMPO ô, ka mamindrà fo amiko! TOMPO ô, aoka ho Mpamonjy ahy Ianao!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mampaninona Anao moa ny mandatsa-dra ahy, sy mampidina ahy any an-davaka? Hidera Anao va ny vovoka; hanambara ny fahamarinanao va izy?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Inona no soa azonao raha maty aho na aidina halevina any am-pasana? Izay lasa vovoka ve hidera Anao na afaka hanambara fa mahatoky Ianao?
Malagasy Bible 1865
Mihainoa, Jehovah ô, ka mamindrà fo amiko; Jehovah ô, aoka ho Mpamonjy ahy Hianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mihainoa, TOMPO ô, ka mamindrà fo amiko! TOMPO ô, aoka ho Mpamonjy ahy Ianao!
malagasy
Mihainoa, Jehovah ô, ka mamindrà fo amiko; Jehovah ô, aoka ho Mpamonjy ahy Hianao.